“Can 2025”: tafita i Egypte, Nigeria ary i Algérie

[Newsmada - Madagascar] - 30/12/2025
Mafana ny fifanintsanana “Can 2025”, atao any Maroc, amin’izao fotoana izao. Efa tsara toerana sy tafita hiatrika ny dingan’ny ampahavalon-dalana fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, i Egypte, Nigeria ary i Algérie. Samy nahita fandresena roa avy tamin’ny fihaonana isam-bondrona, izy ireo. Mbola (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

CAN 2025 : L’Égypte, le Nigeria et l’Algérie qualifiés pour les 8es
Trois sélections ont validé leur ticket pour les huitièmes de finale de la CAN au Maroc. Les autres grandes nations (…)
[Midi Madagasikara] - 29/12/2025
Mandoto : Maty voatifitra i Retsiraka, dahalo raindahiny
Saika hanafika tao amin’ny tanànan’i Soaravimaro, Betafo ingahy sy ny ekipany no vosambotra. Nanda sy namaly ny (…)
[Midi Madagasikara] - 30/12/2025
Kaominina Fanandrana: hanodina fako 60 taonina isan’andro
Hanome asa ho an’ny tanora, hanodina fako ho lasa vokatra ilaina amin’ny andavanandron’ny mponina ny tetikasa vaovao (…)
[Newsmada] - 24/12/2025
Ambondrona Mahajanga : Raim-pianakaviana varira, hita faty, norasaraisana
Niainga tamin’ny ilan-tanany, notaritaritin’ny alika, no nahitàna ny vatana mangatsiakany, ny sabotsy teo. (…)
[Midi Madagasikara] - 22/12/2025
Tondradrano: fampitandremana mavo ho an’Analamanga
Ny tsiokan’ny talio, amin’ny ankapobeny, no handrafitra ny toetry ny andro saika manerana ny faritra maro eto (…)
[Newsmada] - 29/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |