Jiu-jitsu-« Mondiale » : Tompondaka maneran-tany i Idealisoa
[Newsmada - Madagascar] - 18/11/2025
Medaly voalohany azon’ny Malagasy ao anatin’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja Jiu-jitsu brezilianina, tanterahina any Abu Dhabi, ny medaly volamena norombahin-dRanaivomanana Idealisoa, ny alahady lasa teo. Voahosotra ho tompondaka maneran-tany, araka izany, ity Malagasy mpikatroka (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fomba fandrindram-piterahana: Mety tsy haharaka ny filàna
Mampitaintaina ny maro ny mety tsy hisian’ireo fitaovana fandrindram-piterahana eny amin’ny tobim-pahasalamana… (…)
[Newsmada] - 10/11/2025
Corée du Sud-Madagascar : Un accord pour l’envoi de travailleurs malgaches en vue
Le marché du travail sud-coréen affiche une demande annuelle estimée à près de 12 000 travailleurs étrangers. Dans (…)
[Midi Madagasikara] - 11/11/2025
BNGRC : Maika ny fiatrehana ny fahavaratra
Natao omaly ny fifamindram-pahefana teo amin’ny tale jeneralin’ny birao nasionaly misahana ny fitantanana ny (…)
[Newsmada] - 11/11/2025
JPM : Hanome tantsoroka ny fandraharahana
Fametrahana sehatra tsy miankina mamiratra, maharitra ary feno fahombiazana ho an’i Madagasikara, ireo ny (…)
[Newsmada] - 14/11/2025
CA- ORT : Fifanakalozana traikefa tany Alsace
Miara-miombon’antoka ny Ofisim-pirenena ho an’ny fizahantany eto Madagasikara (ONTM), ny fikambanana Tourisme sans (…)
[Newsmada] - 13/11/2025

