Lalao ara-pirahalahiana : Lavon’ny Barea 2 no ho 0 i Guinée Equatoriale
[Newsmada - Madagascar] - 18/11/2025
Nahita fahombiazana ny ekipa nasionaly malagasy, omaly, tany Turquie. Nandresy an-dry zareo Nzalang Nationale Guinée Equatoriale ny Barea. Andrasana ny filaharan’ny Fifa. Tsara ny vokatra ho an’ny Barean’i Madagasikara. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 2 no ho 0, ny Nzalang Nationale an’i Guinée (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Palais des Sports Mahamasina: nanome ny tsara indrindra ny Reko
Fampisehoana an-tsehatra anisan’ny nahasarika mpijery maro tamin’ny faran’ny herinandro teo. Noporofoin’ny Reko fa (…)
[Newsmada] - 29/12/2025
Année 2026 : Les souhaits des leaders sportifs
À l’aube de l’année 2026, les dirigeants sportifs malgaches adressent des vœux empreints d’espoir et de valeurs. (…)
[Midi Madagasikara] - 29/12/2025
“Can 2025”: nihintsana ny ekipa nasionalin’i Comores
Izay aloha no vita! Nifarana afakomaly, ny dian’ny Coelacanthes Comores, amin’ity fiadiana ny ho tompondakan’i (…)
[Newsmada] - 31/12/2025
Nanao fitsaram-bahoaka: roa lahy migadra dimy taona
Nosazin’ny fitsarana ao Toamasina higadra dimy taona an-tranomaizina, sazy mihatra, ny roa lahy tamin’ireo valo (…)
[Newsmada] - 24/12/2025

