“Can 2025”: nihintsana ny ekipa nasionalin’i Comores
[Newsmada - Madagascar] - 31/12/2025
Izay aloha no vita! Nifarana afakomaly, ny dian’ny Coelacanthes Comores, amin’ity fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra, “Can 2025”, tanterahina atsy Maroc ity. Nisaraka ady sahala, 0 no ho 0, ny fihaonana teo aminy sy ny Aigle de Mali, nandritra ny andro faran’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Rugby: nampifaly ireo mpilalaony ny Rosa club de l’Imerina
Noho ny asaramanitra, tsy nanadino ny mpilalao ao aminy ny tomponandraikitry ny fileovana Rosa club de l’Imerina III (…)
[Newsmada] - 30/12/2025
“Pureplay Football League”: tsara fanombohana ny Disciples FC sy ny CFFA
Notontosaina ny alahady lasa teo ny andro voalohany fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina (…)
[Newsmada] - 23/12/2025
Fihotsahan’ny tany: trano 450 tandindonin-doza noho ny rotsakorana
Raha ny tombana avy amin’ ny foibe famantarana ny toetry ny andro, mbola hitohy ny rotsakorana eto Antananarivo. (…)
[Newsmada] - 29/12/2025

