Bisikileta – Fifaninanana afrikanina: Hiakatra an-tsehatra anio i Mohamed Houlder
[Newsmada - Madagascar] - 20/11/2025
Hotontosaina manomboka anio hatramin’ny 23 novambra ho avy izao, atsy Kenya, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja bisikileta. Sambany eo amin’ny tantara no handray anjara amin’izany i Madagasikara. Hiakatra an-tsehatra, anio, i Mohamed Houlder Amédé, hany tokana solontenan’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fifanakalozana ara-barotra : Nampidi-bola mitentina 595,2 tapitrisa dolara
Nihatsara ny sehatry ny fifanakalozana ara-barotra teo amin’i Etazonia sy i Madagasikara nandritra ny telo volana (…)
[Newsmada] - 3/01/2026
Basket-ball – Ligue Analamanga : Haingo Mampionona Ratovonjanahary, élu président
La Ligue régionale de basket-ball d’Analamanga a un nouveau bureau. Haingo Mampionona Ratovonjanahary a été élu (…)
[Midi Madagasikara] - 31/12/2025
Mario Prencipe – « De l’analogique au numérique »: Mihaona anaty kanto ny hosodoko fahiny sy ny teknôlôjia
Ny tena zavakanto, tsy lefin’ny vanim-potoana. Azo atao ihany koa ny mampiaraka ny tany aloha amin’ny teknôlôjia (…)
[Newsmada] - 6/01/2026
Nécrologie du 31 décembre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 31 décembre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 31/12/2025
Mandoto : Un blessé et 5 millions d’ariary dérobés lors d’un cambriolage armé
Plus de cinq millions d’ariary en numéraire, des marchandises issues d’un commerce de proximité, des effets (…)
[Midi Madagasikara] - 30/12/2025

