Trafika ana harem-pirenena: Varika miisa 10 saika haondrana any Dubaï

[Newsmada - Madagascar] - 22/11/2025
Tambajotra mpanondrana biby arovana, ahitana Malagasy sy vahiny, voasambotra rehefa nikasa hivoaka an’i Madagasikara, nitondra varika miisa 10. Tra-tehaka tao ambany rihana an’ny tranobe iray etsy Ambohimiandra ireo varika miisa 10 nafenina sy nomanina haondrana an-tsokosoko any Dubaï. Sarona (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Fampianarana ambony : Fanamby ny hanatanterahana bakalorea madio
Vita ny tombana momba ny fanadinana bakalorea taona 2025 nataon’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny (…)
[Newsmada] - 22/11/2025
JPM : Hanome tantsoroka ny fandraharahana
Fametrahana sehatra tsy miankina mamiratra, maharitra ary feno fahombiazana ho an’i Madagasikara, ireo ny (…)
[Newsmada] - 14/11/2025
Bisikileta – Fifaninanana afrikanina: Hiakatra an-tsehatra anio i Mohamed Houlder
Hotontosaina manomboka anio hatramin’ny 23 no­vambra ho avy izao, atsy Ke­nya, ny fiadiana ny ho tompondakan’i (…)
[Newsmada] - 20/11/2025
« Match de Défi » : Hitsapa ny heriny amin’ny Barea ny Disciples FC
Ho fiatrehana sahady ny fifaninanam-pirenena “Pure­play Football League (PFL)”, hanatanteraka lalao (…)
[Newsmada] - 13/11/2025
65 taonan’ny Rosa Club de l’Imerina : Hamolavola mpilalao ho reharehan’Antohomadinika
Taorian’ny fanokafana ta­min’ny fomba ofisialy ny faha-65 taonan’ny Rosa Club de l’Imerina (RCI), taranja rugby, ny (…)
[Newsmada] - 18/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |