Fampianarana teknika : Maro ireo mahita asa avy hatrany na miasa tena
[Newsmada - Madagascar] - 6/01/2026
Nisy ny fanaraha-maso natao tamin’ireo mpiofana nivoaka teo amin’ny rafi-pampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa (ETFP) tamin’ny taona 2023/2024 manerana ny Nosy. Hita araka ny tondromarika fa betsaka ireo tanora no efa miditra eo amin’ny sehatry ny asa na koa mamorona asa ho an’ny tenany. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fiparitahan’ny Mpox: Misy ny fitsirihana ataon’ny minisitera
Tafakatra 16 ny trangana Mpox voamarina ao Mahajanga hatramin’ny faran’ny taona. Azo tsaboina ny aretina, azo (…)
[Newsmada] - 3/01/2026
Conseil des ministres : 564 nominations aux hauts emplois de l’Etat en l’espace de deux mois
A peine qu’ils prennent les commandes, les militaires n’ont pas tergiversé mais jouent la montre à fond pour (…)
[Midi Madagasikara] - 30/12/2025
“Can 2025”: nihintsana ny ekipa nasionalin’i Comores
Izay aloha no vita! Nifarana afakomaly, ny dian’ny Coelacanthes Comores, amin’ity fiadiana ny ho tompondakan’i (…)
[Newsmada] - 31/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Nifarana hatreho ny fifanarahan’i Fabrice, malagasy lohalaharana baolina kitra, amin’ny klioba AS Excelsior atsy La (…)
[Newsmada] - 7/01/2026
Taranja Basikety : Misedra olana ny fifidianana any amin’ny ligin’Atsimo Atsinanana
Araka ny loharanom-baovao mari-pototra, misedra olana ny fifidianana izay ho filohan’ny ligy any Atsimo Atsinanana, (…)
[Newsmada] - 5/01/2026

