Fizarana « Kits solaires »: Iray vina ny Paositra Finances sy ny Mbalik
[Newsmada - Madagascar] - 24/11/2025
Vita sonia ny zoma teo ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Paositra Finances sy ny Mbalik hanamorana ny fisitrahan’ny tokantrano sy ny orinasa madinika ny angovo azo avy amin’ny herin’ny masoandro. Kendrena ny fampiatiana ara-angovo sy ara-bola amin’ny alalan’ireo vokatra vaovao mifanaraka (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Bazary kely Toamasina : Tovolahy iray nendahan’ireo 4mi, nodorana ny tanany…
Zavatra nitranga ny fetin’ny krismasy ny 24 desambra no nitranga ny fanendahana ity tovolahytaona faha-04 amin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 7/01/2026
INDRAY MIJERY
13 ny olona namoy ny ainy vokatry ny orana nirotsaka tsy niato. Faritra efatra (kaominina 14 amin’ny distrika 13) no (…)
[Newsmada] - 9/01/2026
Sokitra sy hosodoko : Lavo ny andrarezina, Edouard Rajaona
“Manaraka ny aingam-panahy any fotsiny…”. Fitenin’i Edouard Rajaona rehefa miresaka ny kanto trandrahany io. (…)
[Newsmada] - 8/01/2026
VAOVAO TAMBATRA
Mihena tsikelikely ny delestazy fa olana ara-teknika sisa no misy amin’izao, araka ny nambaran’ny Praiminisitra (…)
[Newsmada] - 5/01/2026
Maternité Befelatanana: Zazavavy teraka voalohany Andrianjafy Stenny
Andrianjafy Stenny no zaza teraka voalohany ny taona 2026, tao amin’ny Maternité Befelatanana tamin’ny 1 ora sy 57 (…)
[Newsmada] - 3/01/2026

