INDRAY MIJERY
[Newsmada - Madagascar] - 9/01/2026
13 ny olona namoy ny ainy vokatry ny orana nirotsaka tsy niato. Faritra efatra (kaominina 14 amin’ny distrika 13) no nitondra takaitra tamin’izany. Iray no maty tao Morondava sy iray hafa tany Betioky Atsimo no nahatonga ny antontanisa niakatra ho 13. Olona enina no naratra. 3 847 ny olona (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Vision objective
Une première semaine plutôt faste, du moins en termes de communication pour le régime de refondation dont les (…)
[Midi Madagasikara] - 7/01/2026
TARATRY ny KANTO
Mitaintaina ny tontolon’ny zavakanto… Tsy mbola fantatra mazava, ankehitriny, ny mety hafitsoky ny aretina (…)
[Newsmada] - 8/01/2026
Aretina Mpox : Am-perinasa ny COUSP ao Vakinankaratra
Nahitana tranga nendran-drajako Mpox iray ao Vakinankaratra, olona roa hafa koa ahina ho tratran’izany. Manamafy (…)
[Newsmada] - 10/01/2026
Tobim-pitsaboana Loterana Ambohibao : Nahazo fitaom-pitsaboana manara-penitra
Vaindohan-draharaha ny tobim-pitsaboana Loterana Ambohibao (TPLA) ny hanatsarana hatrany ny fitsaboana sy ny (…)
[Newsmada] - 10/01/2026
Maternité Befelatanana: Zazavavy teraka voalohany Andrianjafy Stenny
Andrianjafy Stenny no zaza teraka voalohany ny taona 2026, tao amin’ny Maternité Befelatanana tamin’ny 1 ora sy 57 (…)
[Newsmada] - 3/01/2026

