VAOVAO TAMBATRA
[Newsmada - Madagascar] - 24/11/2025
Tafakatra 646 miliara Ar ny tetibola natokana ho an’ny sehatry ny angovo. Niakatra maherin’ny 8,4 miliara Ar izany raha oharina ny tamin’ny taon-dasa izay mitentina 562 miliara Ar. Natao hanavaozana sy hanarenana ny orinasa Jirama io vola io, fa indrindra hanomezana vahana ny fironana mankany (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Taranja Basikety : Misedra olana ny fifidianana any amin’ny ligin’Atsimo Atsinanana
Araka ny loharanom-baovao mari-pototra, misedra olana ny fifidianana izay ho filohan’ny ligy any Atsimo Atsinanana, (…)
[Newsmada] - 5/01/2026
Volley-Taona 2026 : Feno tanteraka ny fandaharam-potoana
Fiofanana ho an’ny mpanazatra hatao any Toamasina, no hisantarana ny taom-pilalaovana 2026, ho an’ny taranja volley (…)
[Newsmada] - 8/01/2026
Fahasalaman’ny fananahana : Mila resahina malalaka amin’ny tanora
Mbola olana amin’ny fitaizana eto Madagasikara ny fisokafana amin’ny firesahana malalaka momba ny fananahana. Tena (…)
[Newsmada] - 6/01/2026
Vol clandestin de jet 5R-HMR : L’ACM porte plainte auprès du PAC
Dans un communiqué publié hier, l’Aviation civile de Madagascar (ACM) annonce avoir déposé plainte auprès du Pôle (…)
[Midi Madagasikara] - 7/01/2026

