Volley-Taona 2026 : Feno tanteraka ny fandaharam-potoana

[Newsmada - Madagascar] - 8/01/2026
Fiofanana ho an’ny mpanazatra hatao any Toamasina, no hisantarana ny taom-pilalaovana 2026, ho an’ny taranja volley ball, ny 24 hatramin’ny 27 febroary izao, raha ny fandaharam-potoanan’ny federasionina. Hisy ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy latsaky ny 19 taona aorian’izay (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Parlement monocaméral : Le Sénat exclu de la prochaine session extraordinaire
Il ne reste plus que 11 jours de mandat pour les membres actuels de la Chambre haute qui prendront à leur tour l’une (…)
[Midi Madagasikara] - 7/01/2026
Fahasalaman’ny fananahana : Mila resahina malalaka amin’ny tanora
Mbola olana amin’ny fitaizana eto Madagasikara ny fisokafana amin’ny firesahana malalaka momba ny fananahana. Tena (…)
[Newsmada] - 6/01/2026
Réveillon de la diaspora : De la Réunion à Montpellier, les Malgaches festoient
En tout, six soirées marquantes de la Saint-Sylvestre se tiennent en France, une à la Réunion, plus une à Mayotte et (…)
[Midi Madagasikara] - 31/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Tsy hatao eto Madagasikara indray ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja karate, sokajy Cadets, Juniors ary (…)
[Newsmada] - 3/01/2026
Niady mivady: raim-pianakaviana maty teny amoron-dranomasina
Hita faty teo am-bodihazo iray, teny amoron-dranomasina ampitan’ny tetezana mankany amin’ny Hopitaly Be, ny alin’ny (…)
[Newsmada] - 31/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |