Federasionina Muay thai : Mampirisika ny klioba hikarakara fifaninanana

[Newsmada - Madagascar] - 25/11/2025
Tonga nanotrona ny “Muay Thai Tournament 3”, natao tany Toamasina, ny alahady lasa teo, ny filohan’ny Federa­sionina malagasin’ny Muay Thai, Rakotoalizao Hainatiana Gervais. Nidera sy nankasitraka ity fifaninanana ity izy ary nilaza fa fampiroboroboana ny taranja no atao ka mendrika (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Volley-Taona 2026 : Feno tanteraka ny fandaharam-potoana
Fiofanana ho an’ny mpanazatra hatao any Toamasina, no hisantarana ny taom-pilalaovana 2026, ho an’ny taranja volley (…)
[Newsmada] - 8/01/2026
Fahasalaman’ny fananahana : Mila resahina malalaka amin’ny tanora
Mbola olana amin’ny fitaizana eto Madagasikara ny fisokafana amin’ny firesahana malalaka momba ny fananahana. Tena (…)
[Newsmada] - 6/01/2026
Zon’ny vehivavy : Fikambanana efatra hitondra ny feo ho iray
Vehivavy mpitolona efatra, nitambatra hitondra feo iray ho an’ny zon’ny vehivavy no nampahafantatra ny fiforonan’ny (…)
[Newsmada] - 9/01/2026
Taranja Basikety : Misedra olana ny fifidianana any amin’ny ligin’Atsimo Atsinanana
Araka ny loharanom-baovao mari-pototra, misedra olana ny fifidianana izay ho filohan’ny ligy any Atsimo Atsinanana, (…)
[Newsmada] - 5/01/2026
Des idées en goguette – 07 01 2026
[Newsmada] - 7/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |