PLFI 2026 : Lany nasiam-panitsiana teny Tsimbazaza

[Newsmada - Madagascar] - 26/11/2025
Aroso eny amin’ny Antenimierandoholona, anio, ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibola (PLFI) 2026 izay lany teny amin’ny Antenimierampirenena omaly. Izy ireo indray no hidinika ny fanovana napetraka. Hatolotra ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ny PLFI raha toa ka tsy misy ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Bazary kely Toamasina : Tovolahy iray nendahan’ireo 4mi, nodorana ny tanany…
Zavatra nitranga ny fetin’ny krismasy ny 24 desambra no nitranga ny fanendahana ity tovolahytaona faha-04 amin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 7/01/2026
Brieville-Betsiboka : Very fanahy mbola velona ny mpiasan’ny » Kraoma «
Diso fanantenana sy very fanahy mbola velona ny mpiasan’ny » Kraoma, » any amin’ny kaominina ambanivohitra (…)
[Midi Madagasikara] - 7/01/2026
Fiara nivarina tany anaty rano : Olona 3 namoy ny ainy
Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina indray tetsy amin’ny digue, akaikin’ny Apipa Amboavahy, afakomaly (…)
[Newsmada] - 10/01/2026
Tobim-pitsaboana Loterana Ambohibao : Nahazo fitaom-pitsaboana manara-penitra
Vaindohan-draharaha ny tobim-pitsaboana Lote­rana Ambohibao (TPLA) ny hanatsarana hatrany ny fi­tsaboana sy ny (…)
[Newsmada] - 10/01/2026
Baolina kitra PFL : Lalao roa hahemotra amin’ny fotoana manaraka
Hiverina amin’ny faran’ny herinandro ho avy io, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, (…)
[Newsmada] - 7/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |