Tobim-pitsaboana Loterana Ambohibao : Nahazo fitaom-pitsaboana manara-penitra
[Newsmada - Madagascar] - 10/01/2026
Vaindohan-draharaha ny tobim-pitsaboana Loterana Ambohibao (TPLA) ny hanatsarana hatrany ny fitsaboana sy ny fanasitranana ny marary. Ankehitriny, nahazo ny fitaovana vaovao “radiographie numérique et audiométrie” manara-penitra ny TPLA hanamafisana ny tolotra ataony. Marihina fa nandritra (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
TARATRY ny KANTO
Ho marihina ny faha-80 taonan’i Nalisoa Ravalitera. Hisy ny velakevitra manokana hotontosain’ny Faribolana Sandratra (…)
[Newsmada] - 10/01/2026
SOMBIM-BAOVAO
Tsy hatao eto Madagasikara indray ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja karate, sokajy Cadets, Juniors ary (…)
[Newsmada] - 3/01/2026
Fiparitahan’ny Mpox: Misy ny fitsirihana ataon’ny minisitera
Tafakatra 16 ny trangana Mpox voamarina ao Mahajanga hatramin’ny faran’ny taona. Azo tsaboina ny aretina, azo (…)
[Newsmada] - 3/01/2026
Sokitra sy hosodoko : Lavo ny andrarezina, Edouard Rajaona
“Manaraka ny aingam-panahy any fotsiny…”. Fitenin’i Edouard Rajaona rehefa miresaka ny kanto trandrahany io. (…)
[Newsmada] - 8/01/2026
Jiu-jitsu Breziliana: Efa manomboka manomana ny “mondial” ny klioba
Fandaharam-potoana goavana anisan’ny miandry ny Jiu-jitsu Breziliana amin’ity taom-pikatrohana 2026 ity, ny fiadiana (…)
[Newsmada] - 7/01/2026

