INDRAY MIJERY

[Newsmada - Madagascar] - 26/11/2025
Hankalaza ny faha-100 taona nijoroany ny valan-javaboahary Tsimbazaza (PBZT), iray amin’ireo ivontoeram-pikarohana eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Ho fanomanana izany, mitohy ny asa ataon’ireo komitin’ny fanarenana, ahitana minisitera (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Judo-Grand Slam de Paris : Hisolo tena an’i Madagasikara ry Laura sy Zo
Hotanterahina ny 7 sy 8 febroary izao, any Paris, ny “Grand Slam de Paris”, taranja Judo. Tsy diso anjara amin’izany (…)
[Newsmada] - 5/01/2026
Fiara nivarina tany anaty rano : Olona 3 namoy ny ainy
Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina indray tetsy amin’ny digue, akaikin’ny Apipa Amboavahy, afakomaly (…)
[Newsmada] - 10/01/2026
TARATRY ny KANTO
Mitaintaina ny tontolon’ny zavakanto… Tsy mbola fantatra mazava, ankehitriny, ny mety hafitsoky ny aretina (…)
[Newsmada] - 8/01/2026
Vol clandestin de jet 5R-HMR : L’ACM porte plainte auprès du PAC
Dans un communiqué publié hier, l’Aviation civile de Madagascar (ACM) annonce avoir déposé plainte auprès du Pôle (…)
[Midi Madagasikara] - 7/01/2026
Aretina Mpox : Am-perinasa ny COUSP ao Vakinankaratra
Nahitana tranga nendran-drajako Mpox iray ao Vaki­nan­karatra, olona roa hafa koa ahina ho tratran’izany. Mana­mafy (…)
[Newsmada] - 10/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |