Aretina Mpox : Am-perinasa ny COUSP ao Vakinankaratra
[Newsmada - Madagascar] - 10/01/2026
Nahitana tranga nendran-drajako Mpox iray ao Vakinankaratra, olona roa hafa koa ahina ho tratran’izany. Manamafy ny ezaka rehetra amin’ ny tsy hiparitahan’ity valanaretina ity ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka miaraka amin’ireo tomponandraikim-panjakana ao an-toerana sy ny fanjakana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Maternité Befelatanana: Zazavavy teraka voalohany Andrianjafy Stenny
Andrianjafy Stenny no zaza teraka voalohany ny taona 2026, tao amin’ny Maternité Befelatanana tamin’ny 1 ora sy 57 (…)
[Newsmada] - 3/01/2026
Baolina kitra – CAN 2025: «Mondialistes» dimy hiatrika ny ampahefa-dalana
Hitohy rahampitso zoma ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra (Can 2025). Fantatra avokoa (…)
[Newsmada] - 8/01/2026
INDRAY MIJERY
Tsioka avy avaratra-andrefana no handrafitra ny toetry ny andro amin’ny ankapobeny ho an’ny tapany avaratry ny Nosy (…)
[Newsmada] - 6/01/2026
Fampianarana teknika : Maro ireo mahita asa avy hatrany na miasa tena
Nisy ny fanaraha-maso natao tamin’ireo mpiofana nivoaka teo amin’ny rafi-pampianarana teknika sy ny fanofanana (…)
[Newsmada] - 6/01/2026
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina anio, any Arabia Saodita, ny lalao manasa-dalanan’ny fiadiana ny amboarabe an’i Espagne. Hifanandrina (…)
[Newsmada] - 8/01/2026

