SOMBIM-BAOVAO
[Newsmada - Madagascar] - 8/01/2026
Hotanterahina anio, any Arabia Saodita, ny lalao manasa-dalanan’ny fiadiana ny amboarabe an’i Espagne. Hifanandrina amin’izany, ny Real Madrid sy ny Atletico de Madrid. Mbola manala vela amin’ity fifandomana ity, ny Real Madrid, satria efa resin-dry zareo Atletico tamin’ny isa 5 no ho 2, ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Nécrologie du 31 décembre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 31 décembre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 31/12/2025
INDRAY MIJERY
Tsioka avy avaratra-andrefana no handrafitra ny toetry ny andro amin’ny ankapobeny ho an’ny tapany avaratry ny Nosy (…)
[Newsmada] - 6/01/2026
Brieville-Betsiboka : Very fanahy mbola velona ny mpiasan’ny » Kraoma «
Diso fanantenana sy very fanahy mbola velona ny mpiasan’ny » Kraoma, » any amin’ny kaominina ambanivohitra (…)
[Midi Madagasikara] - 7/01/2026
Judo-“Coupe de Mada”: lohalaharana hatrany ny klioban’ny Esca
Nisongadina ny Judo club Esca, nandritra ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara natao tany Toamasina. Nandray anjara (…)
[Newsmada] - 30/12/2025
Fifanakalozana ara-barotra : Nampidi-bola mitentina 595,2 tapitrisa dolara
Nihatsara ny sehatry ny fifanakalozana ara-barotra teo amin’i Etazonia sy i Madagasikara nandritra ny telo volana (…)
[Newsmada] - 3/01/2026

