Kaominina Mandoto: Fianakaviana 205 mampiasa fatana vitogaz

[Newsmada - Madagascar] - 1er/12/2025
Vita sonia ny 18 novambra teo, ny fifanarahana eo amin’ ny orinasa Promodim, ao anatin’ny vondrona Imperial Brands sy ny orinasa Vitogaz Mada­ga­sikara. Nanatanteraka izany, ny tale jeneraly ny Pro­modim, Rabarijhon Fran­cis, sy ny tale jeneraly ny Vi­togaz, Andriamampianina Zo. Mi­fantoka (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 03 12 2025 )
[Newsmada] - 3/12/2025
Barea A – Corentin Martins : Mbola hodinihina ny fanavaozana ny asany
Nanatanteraka fitsidihana ny Kianja Barea Mahamasina ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), (…)
[Newsmada] - 27/11/2025
TARATRY ny KANTO
Nankalazaina, omaly, ny Andro ma­neran-tany ho an’ny harembakoka maha­kasika ny sarimihetsika sy ny haino vaky jery. (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
Homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza : Entanina hanao vaksiny ireo ankizivavy
Hotanterahina manerana ny tobim-pahasalamana rehetra sy ny sekoly, manerana ny Nosy, ny 8 hatramin’ny 12 de­sambra (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
Tetikasa Greenskills: Namoaka tanora teknisianina 25 mianadahy
Ampirisihina ny tovovavy hisafidy ny sehatra teknika, ka telo izy ireo no voaray nanaraka ny fiofanana ho Technicien (…)
[Newsmada] - 28/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |