Firosoana amin’ny fanavaozana : Vonona amin’ny fikaonandoha ny Adopt
[Newsmada - Madagascar] - 6/12/2025
Dinika fiomanana. Nanantotosa fihaonana sy dinika savaranonando, tetsy Mangarano, Toamasina, ny «Association des originaires de la province de Toamasina – Adopt». Nifanakalo hevitra sy nanangona hevitra tombanana hitondra lalàna sy rafitra vaovao atolotra amin’ny fihaonambem-pirenena izy ireo (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fisandohana sy fisolokiana: Pasitera iray voaheloka higadra 5 taona
Niakatra tetsy amin’ny Fitsarana ambony Toamasina, sampana misahana ny ady heloka bevava, ny alatsinainy 24 (…)
[Newsmada] - 2/12/2025
Climat, numérique, PME : Les nouveaux leviers de croissance inclusive
Au-delà des services sociaux et des infrastructures de base, la Banque mondiale mise aussi sur de nouveaux leviers (…)
[Midi Madagasikara] - 29/11/2025
Birao politika, Ratiankavana Benjamin : « Tsy manana olana amin’ny Tim ny MMM »
Namaly ireo fanaratsiana samihafa, indrindra avy amin’ ny antoko Tim, ny eo anivon’ ny MMM, amin’ny alalan’ny birao (…)
[Newsmada] - 27/11/2025
Judo-“Open d’Afrique Abidjan”: Nandrombaka medaly volafotsy i Zo
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo, tany Abidjan, Côte d’Ivoire, ny fifaninanana “Open d’Afrique Abidjan”, (…)
[Newsmada] - 2/12/2025
Andriamena – Betsiboka : Nivoaka tamin’ny fahanginana ireo mpanara-dia sy nifidy an’Atoa ben’ny tanàna am-perinasa
Manoloana ny zava-nitranga mahakasika ny hetsi-bahoaka nandritra ny andro alakamisy indroa nisesy lasa teo iny, (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025

