VAOVAO TAMBATRA

[Newsmada - Madagascar] - 6/12/2025
Ho tohizana ny asa fanamboarana ny arabe migodana, hatreo amin’ny PK 80. Ezahina tsy hisy intsony ny tanimbary hokitihina sy hototofana. Hitohy ny fandoavana ny onitra ho an’ireo mponina voakasiky ny fanamboarana. Nomen’ny minisitry ny Asa vaventy, Razafindrianarivo Henri Jacob, toromarika koa (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Hiragasy goavam-be : Tolorana mari-boninahitra Ranoelison Ampahimanga
Hiavaka ny « Hiragasy goavam-be » hotanterahina amin’ny faran’ny herinandro izao. Adin-kiragasy sy fanolorana (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
Fahasalaman’ny saina : Hisy tohana maimaimpoana
Hotanterahina anio, ary ha­haritra roa andro, ny fanamarihana ny Androm-pirenena momba ny fahasalaman’ny saina, eny (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
Mahatanty haintany: Ahazoana 700 kg/ha ny karazana apemba vaovao
Nampahafantarina omaly, tamin’ny fomba ofisialy, ny ka­razana apemba roa vaovao, Mina sy Manana. Valim-pikarohana (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
Ultra Trek des Collines Sacrées : Des ambiances sportives et humaines autour des sentiers d’Analamanga
La sixième édition de l’Ultra Trek des Collines Sacrées (UTCS) a tenu toutes ses promesses, le week-end dernier. (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Birao politika, Ratiankavana Benjamin : « Tsy manana olana amin’ny Tim ny MMM »
Namaly ireo fanaratsiana samihafa, indrindra avy amin’ ny antoko Tim, ny eo anivon’ ny MMM, amin’ny alalan’ny birao (…)
[Newsmada] - 27/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |