Orange Madagascar : Tafapetraka ny Fibre optique Tana-Mahajanga

[Newsmada - Madagascar] - 8/12/2025
Dingana lehibe amin’ny fampiroboroboana ny niomerika no vitan’ny Orange Madagascar tamin’ny alalan’ny fahavitan’ny tambajotra « Fibre optique » Tana-Mahajanga, izay mirefy 558 km. Fotodrafitrasa vaovao natao hanamafy ny tambajotram-pifandraisana, hiantohana ary hanomezana tolotra tsy ankiato ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Hiragasy goavam-be : Tolorana mari-boninahitra Ranoelison Ampahimanga
Hiavaka ny « Hiragasy goavam-be » hotanterahina amin’ny faran’ny herinandro izao. Adin-kiragasy sy fanolorana (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
Bôndy Green Army : Mpilatsaka an-tsitrapo manao fambolen-kazo
Nanangana ny fikambanan’ny mpilatsaka an-tsitrapo, Bôndy Green Army (BGA), ny orinasa Bôndy, entina hanatanterahana (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
ROBOTIQUE
[Newsmada] - 29/11/2025
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 03 12 2025 )
[Newsmada] - 3/12/2025
«Cours des dirigeants sportifs»: Mpanao gazety 8 miofana
Nanomboka ny alatsinainy teo ny fiofanana « Cours des dirigeants sportifs », izay ahitana mpiofana 24 mianadahy. (…)
[Newsmada] - 3/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |