Taranja tolona eny anivon’ny sekoly : Nahatratra 200 mahery ireo mpianatra nifaninana
[Newsmada - Madagascar] - 9/12/2025
Fahombiazana ny andiany voalohany tamin’ny fifaninanam-pirenena an-tsekoly ho an’ny taranja tolona. Navitrika ireo mpianatra tamin’ny fandraisana anjara. Azo antoka ny ho mpandimby ireo zoky, ary mety hanana ekipam-pirenena matanjaka i Madagasikara atsy ho atsy. Notanterahina ny sabotsy lasa (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
SOMBIM-BAOVAO
Efa ao anatin’ny fanomanana tsara ilay fifanintsanana aty amin’ny ranomasimbe Indianina, amin’ny taranja baolina (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
Mpampianatra voalaza ho mamo: Nodisoin’ny fikambanan’ny mpampianatra tany Betroka
Nandalo sy nitsidika ny mpampianatra sy ny ray aman-drenin’ny mpianatra tany amin’ny distrikan’i Betroka ny (…)
[Newsmada] - 6/12/2025
Concertation nationale : faire du secteur de l’artisanat un pilier de l’économie
Le ministère du Tourisme et de l’artisanat (MTA) a lancé hier à Mahamasina une concertation nationale visant à (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina anio sy rahampitso, eny amin’ny Kianja basikety Ankatso, ny fifaninanana basikety 3×3 “Inter-mention”. (…)
[Newsmada] - 11/12/2025

