Lalao Fihezama 2025 : Any Manjakandriana, ny 20 sy 21 desambra

[Newsmada - Madagascar] - 11/12/2025
Any Manjakandriana indray no hanatanterahana ny Lalao Fihezama (Fitaizana herin’ny zatovo malagasy), ny 20 sy 21 desambra izao. Fotoana hanehoana firahalahiana, fifankatiavana, fihavanana ary firaisankina ity fifaninanana ity, raha ny nambaran’ny filohan’ny Fihezama, Rakotovao Jacky Raymond. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 10 12 2025 )
[Newsmada] - 10/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Efa ao anatin’ny fanomanana tsara ilay fifanintsanana aty amin’ny ranomasimbe Indianina, amin’ny taranja baolina (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
Volana desambra: Niakatra ny vidin’ny solika rehetra
Nihatra nanomboka ny alin’ny alakamisy hifoha zoma teo ny vidin-tsolika vaovao mandritra ity volana desambra ity, (…)
[Newsmada] - 6/12/2025
Muay Thai Tournament 4 : Ady 20 eo no hitranga eny Mahamasina
Hotanterahina eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny 21 desambra 2025 ho avy izao, ny “Muay Thaï Tourna­ment (…)
[Newsmada] - 9/12/2025
Lalao Fihezama 2025 : Any Manjakandriana, ny 20 sy 21 desambra
Any Manjakandriana indray no hanatanterahana ny Lalao Fihezama (Fitaizana herin’ny zatovo malagasy), ny 20 sy 21 (…)
[Newsmada] - 11/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |