Tetikasa IFADEM: Hiitatra amin’ny faritra 23 ny fanatanterahana azy
[Newsmada - Madagascar] - 13/12/2025
Nanatrika ny fivorian’ny Firenena miteny amin’ny ampahany na manontolo ny teny frantsay (Francophonie), tany Dakar, Sénégal, ny delegasionina notarihin’ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Dr Hanitriniaina Elys Karena, tamin’ity herinandro ity. Tanjona amin’ity atrikasa ity ny hanaovana jery (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
TARATRY ny KANTO
Nankalazaina, omaly, ny Andro maneran-tany ho an’ny harembakoka mahakasika ny sarimihetsika sy ny haino vaky jery. (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Efa ao anatin’ny fanomanana tsara ilay fifanintsanana aty amin’ny ranomasimbe Indianina, amin’ny taranja baolina (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
Bôndy Green Army : Mpilatsaka an-tsitrapo manao fambolen-kazo
Nanangana ny fikambanan’ny mpilatsaka an-tsitrapo, Bôndy Green Army (BGA), ny orinasa Bôndy, entina hanatanterahana (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
Muay Thai Tournament 4 : Ady 20 eo no hitranga eny Mahamasina
Hotanterahina eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny 21 desambra 2025 ho avy izao, ny “Muay Thaï Tournament (…)
[Newsmada] - 9/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina anio sy rahampitso, eny amin’ny Kianja basikety Ankatso, ny fifaninanana basikety 3×3 “Inter-mention”. (…)
[Newsmada] - 11/12/2025

