Lozam-pifamoivoizana tao Maevatanàna : Mpamily iray no maty tsy tra-drano, ary olona enina naratra.

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 18/12/2025
Nahitana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray ny teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, PK 244+500 miakatra tsy lavitran’ny tanànan’Antaninarivo kely, any amin’ny kaominina ambanivohitra Antsiafabositra, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna ny alakamisy 11 Desambra taona 2025 teo iny, (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

MIDIRAMA – Imbroglio autour de la concertation nationale
Complication, confusion, chaos, les mots ne manquent pas pour qualifier ce rassemblement censé planter les jalons (…)
[Midi Madagasikara] - 13/12/2025
Tetikasa IFADEM: Hiitatra amin’ny faritra 23 ny fanatanterahana azy
Nanatrika ny fivorian’ny Firenena miteny amin’ny ampahany na manontolo ny teny frantsay (Francophonie), tany Dakar, (…)
[Newsmada] - 13/12/2025
« Valeur travail »
Selon le docteur en Economie et non moins Grand argentier, le remède au faible indice de développement humain de (…)
[Midi Madagasikara] - 18/12/2025
Vondrona Filatex : Vavahady noravahana loko afrikanina tatsimo
Notokanana, omaly, ny fo­todrafitrasa vavahady « Arche Malaga », an’ny orinasa Fila­tex Properties, ao anatin’ny (…)
[Newsmada] - 15/12/2025
Tsipy kanetibe : Tafajoro ireo ligy 5 vaovao
Ankoatra ireo ligim-paritra miisa 7 efa nisy teo amin’ny taranja tsipy kanetibe, ahitana an’Analamanga, (…)
[Newsmada] - 17/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |