Fampananana asa : Niara-namaha olana ny minisitera sy ny orinasa
[Newsmada - Madagascar] - 13/12/2025
Nanao atrikasa tetsy Anosy, omaly, ny eo anivon’ny minisiteran’ny Asa, notarihin’ny minisitra Florent Soatiana Bety Leonne sy ireo solontenan’ny vondron’orinasa. Nambaran’ny minisitra fa natao izao atrikasa izao hahafahana mandeha any amin’ny fanavaozana sy hametrahana ny laharam-pahamehana, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Omda: Haja Ranjarivo retrouve son fauteuil de directeur
Haja Ranjarivo a été nommé nouveau directeur de l’Office malgache du droit d’auteur (Omda), selon la décision du (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
Tsipy kanetibe : Haverina rahampitso ny fifidianana
Taorian’ny tsy fahatanterahan’ny fifidianana ho filohan’ny ligy, taranja tsipy kanetibe, teto Analamanga sy tany (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
Volana desambra: Niakatra ny vidin’ny solika rehetra
Nihatra nanomboka ny alin’ny alakamisy hifoha zoma teo ny vidin-tsolika vaovao mandritra ity volana desambra ity, (…)
[Newsmada] - 6/12/2025
BNI Lovain-jafy: Manasongadina hatrany ny fandraharahana maitso
Namiratra indray ny tontolon’ny toekarena maharitra tamin’ny alalan’ny fanolorana ny « Trophées BNI Lovain-jafy », (…)
[Newsmada] - 12/12/2025
“Africa Cup 3×3”: Notoloran’ny Yas 52 000 000 Ar ny Ankoay
Noraisin’ny Yas Madagasikara, teny Andraharo, omaly, ny mpilalaon’ny Ankoay sy ireo Staff teknika ary ny (…)
[Newsmada] - 10/12/2025

