Tetikasa « Zara Mira » : Vita ny famindram-pitantanana

[Newsmada - Madagascar] - 20/12/2025
Natao omaly ny famindram-pitantanana momba ny tetikasa « Zara Mira » teo amin’ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina sy ny Unicef. Manampy ny fanjakana malagasy amin’ny fanatsarana ny fari-piainan’ireo sokajin’olona marefo ny tetikasa. Anisan’izany ny zaza sy ny ankizy, ny reny bevohoka (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

VAOVAO TAMBATRA
Manomboka miakatra ny vidim-bary eny an-tsena. Lasa 3 600Ar ny kilaon’ny vary gasy raha toa ka 3 400Ar izany andro (…)
[Newsmada] - 12/12/2025
“Pureplay Football League (PFL)” : Hanomboka ny alahady ho avy izao ny fifanintsanana
Hotontosaina ny 21, 27, 28 desambra ho avy izao ny andro voalohany, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, (…)
[Newsmada] - 18/12/2025
Vondrona Filatex : Vavahady noravahana loko afrikanina tatsimo
Notokanana, omaly, ny fo­todrafitrasa vavahady « Arche Malaga », an’ny orinasa Fila­tex Properties, ao anatin’ny (…)
[Newsmada] - 15/12/2025
ASCAF Ambohipo : Une association engagée pour l’avenir du handball malgache
L’Association sportive scolaire du CEG Ambohipo Fanantenana (ASCAF Handball Ambohipo) a une nouvelle fois démontré (…)
[Midi Madagasikara] - 18/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Hanomboka anio ny fitaterana an-dalamby an-tanàn-dehibe. Mampitohy ny gara Soarano hatrany Ambohimanambola. Natao ny (…)
[Newsmada] - 15/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |