Karate-Mada isan-tarika: nifampizaran’ny klioba 4 ny fandresena

[Newsmada - Madagascar] - 23/12/2025
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Karate, ho an’ny isan-tarika, Kata sy Kumite. Nahitana ny fifandanjana lentan’ny klioba izany satria klioba 4 samihafa no nandrombaka ny fandresena. Azon’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Ivokolo Analakely : Hasongadina ny hira sy dihy vakodrazana
Nahazo ny anjarany ny mpanao hiragasy. Miara-dalana amin’izy ireo ihany koa ny vovonan’ny mpanao hira sy dihy (…)
[Newsmada] - 20/12/2025
“Pureplay Football League (PFL)” : Hanomboka ny alahady ho avy izao ny fifanintsanana
Hotontosaina ny 21, 27, 28 desambra ho avy izao ny andro voalohany, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, (…)
[Newsmada] - 18/12/2025
Pétanque: Yves Sédrick Rakotoarisoa couronné Boule d’Or 2025
Le tireur malgache Yves Sédrick Rakotoarisoa, âgé de 26 ans, a été sacré « Boule d’Or 2025 » hier par les (…)
[Newsmada] - 22/12/2025
Lozam-pifamoivoizana tao Maevatanàna : Mpamily iray no maty tsy tra-drano, ary olona enina naratra.
Nahitana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray ny teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, PK 244+500 miakatra tsy (…)
[Midi Madagasikara] - 18/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Afaka andro vitsy, hanomboka ny Can 2025, taranja baolina kitra. Anisan’ireo lalao tena andrasan’ny aty amin’ny (…)
[Newsmada] - 18/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |