Tsipy kanetibe: Lasan’i Yves Sedrick ny “Boule d’or 2025”
[Newsmada - Madagascar] - 23/12/2025
Nitondra anaram-boninahitra vaovao indray ny taranja tsipy kanetibe. Norombahin-dRakotoarisoa Yves Sedrick mantsy ny “Boule d’or 2025”, na ny mpilalao mendrika indrindra maneran-tany. Izy indray izany no nandimby an’i Jean Feltain, nahazo izany tamin’ny taona 2024. Tsara fiafarana ny taona 2025 (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Nécrologie du 18 décembre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 18 décembre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 18/12/2025
Tetikasa Mamiratra: Ankizy 41 nahazo tohana ara-tsaina
Hofaranana eny Ivandry, anio, ny tetikasa « Mamiratra ». Nifarimbonan’ny fikambanana Cœur des bénévoles sy ny (…)
[Newsmada] - 20/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Hanomboka anio ny fitaterana an-dalamby an-tanàn-dehibe. Mampitohy ny gara Soarano hatrany Ambohimanambola. Natao ny (…)
[Newsmada] - 15/12/2025
Lalao Fihezama 2025: Mpandray anjara 400 no andrasana
Andro sisa isaina dia higadona ny sabotsy 20 sy alahady 21 desambra hanatanterahana ny Lalao Fihezama (Fitaizana ny (…)
[Newsmada] - 17/12/2025
Ivokolo Analakely : Hasongadina ny hira sy dihy vakodrazana
Nahazo ny anjarany ny mpanao hiragasy. Miara-dalana amin’izy ireo ihany koa ny vovonan’ny mpanao hira sy dihy (…)
[Newsmada] - 20/12/2025

