Kaominina Fanandrana: hanodina fako 60 taonina isan’andro
[Newsmada - Madagascar] - 24/12/2025
Hanome asa ho an’ny tanora, hanodina fako ho lasa vokatra ilaina amin’ny andavanandron’ny mponina ny tetikasa vaovao ao amin’ny kaominina Fanandrana. Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny fitondram-panjakana mifandimby eto amin’ny Nosy. Nisitraka fitaovana lehibe ahafahana manodina fako ny tanànan’ (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fisitrahana internet : Maimaimpoana ny eny amin’ny Oniversite
Vita sonia ny alarobia teo ny fifanaraham-piarahamiasa eo amin’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny haitao (…)
[Newsmada] - 19/12/2025
Lozam-pifamoivoizana tao Maevatanàna : Mpamily iray no maty tsy tra-drano, ary olona enina naratra.
Nahitana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray ny teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, PK 244+500 miakatra tsy (…)
[Midi Madagasikara] - 18/12/2025
Haltérophilie – Jeux Africains de la Jeunesse : Une moisson de quatre médailles pour Madagascar
Les haltérophiles ont remporté un total de quatre médailles, dont deux en or et deux en argent aux Jeux Africains de (…)
[Midi Madagasikara] - 20/12/2025
“Pureplay Football League”: tsara fanombohana ny Disciples FC sy ny CFFA
Notontosaina ny alahady lasa teo ny andro voalohany fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina (…)
[Newsmada] - 23/12/2025
Maro ny lesoka mila harenina: 25 % ny harin-karena no entin’ny fambolena
Natao ny 18 desambra teo ny atrikasa namoahana ny fanadihadiana ireo foibem-pikarohana sy rafi-panjakana (…)
[Newsmada] - 22/12/2025

