Tsipy kanetibe Analamanga: amin’ny 24 janoary ny fivoriambe
[Newsmada - Madagascar] - 31/12/2025
Tsy miandry ela fa miditra amin’ny asa avy hatrany ny filohan’ny ligin’Analamanga, taranja tsipy kanetibe vaovao, Andriantsiferana Ravaka. Hisantatra ny fandaharam-potoany ho an’ny taona 2026 ny fivoriambe. Araka ny tati-baovao avy aminy, hotanterahina ny sabotsy 24 janoary izany. Io ihany koa (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Nanao fitsaram-bahoaka: roa lahy migadra dimy taona
Nosazin’ny fitsarana ao Toamasina higadra dimy taona an-tranomaizina, sazy mihatra, ny roa lahy tamin’ireo valo (…)
[Newsmada] - 24/12/2025
Tetikasa Sahofika: mila 1,2 miliara dolara hananganana tohodrano
Efa novolavolaina tamin’ny taona 2014-2015 ny tetikasa fananganana tohodrano hamokatra herinaratra, manana tanjaka (…)
[Newsmada] - 24/12/2025
Grande Finale PPF 2026: racle rejoint ses fidèles lieutenants
Baldwin Magny, auteur d’une saison particulièrement remarquable, a décidé de faire appel à ses fidèles compagnons de (…)
[Newsmada] - 27/12/2025
Fihotsahan’ny tany: trano 450 tandindonin-doza noho ny rotsakorana
Raha ny tombana avy amin’ ny foibe famantarana ny toetry ny andro, mbola hitohy ny rotsakorana eto Antananarivo. (…)
[Newsmada] - 29/12/2025
Judo-“Coupe de Mada”: lohalaharana hatrany ny klioban’ny Esca
Nisongadina ny Judo club Esca, nandritra ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara natao tany Toamasina. Nandray anjara (…)
[Newsmada] - 30/12/2025

