Niady mivady: raim-pianakaviana maty teny amoron-dranomasina
[Newsmada - Madagascar] - 31/12/2025
Hita faty teo am-bodihazo iray, teny amoron-dranomasina ampitan’ny tetezana mankany amin’ny Hopitaly Be, ny alin’ny zoma 26 desambra hifoha ny sabotsy teo, ny raim-pianakaviana iray. Hita nitsitra efa tsy nisy aina intsony niaraka tamin’ny fitaovana mbola teny aminy izy. Mpanjono hafa handeha (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Faritra Boeny: zanaka honko miisa 10 000 voavoly
Nosantarina ny 23 desambra teo ny taom-pambolen-kazo 2025 any amin’ny faritra Boeny. Miisa 10 000 ny zana-kazo (…)
[Newsmada] - 24/12/2025
Match de défi international : Disciples FC et les Expatriés-Barea se neutralisent
Le stade de Barikadimy de Toamasina était en effervescence lors de la 9e édition du Match de défi international (…)
[Midi Madagasikara] - 29/12/2025
Hetsika Makalombo: mpatory an-dalana 5 000 nizarana sakafo
Nahatsiaro manokana ireo fianakaviana latsaka an-katerena ary tsy manan-kialofana ny minisitry ny Mponina sy ny (…)
[Newsmada] - 26/12/2025
Rugby-Jobily faha-125 taona: tsy tafavoaka teo anatrehan’ny CEA ny Cosfa
Notanterahina omaly, teny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny fankalazana ny jobily faha-125 taonan’ny Rugby (…)
[Newsmada] - 22/12/2025

