Rugby-Jobily faha-125 taona: tsy tafavoaka teo anatrehan’ny CEA ny Cosfa

[Newsmada - Madagascar] - 22/12/2025
Notanterahina omaly, teny amin’ny Kianja Makis Andoha­tapenaka, ny fankalazana ny jobily faha-125 taonan’ny Rugby Malagasy. Lavon’ny CEA Andranomanalina tamin’ ny isa 25 no ho 22, ny Cosfa. Tsy tafavoaka teo anatrehan’ny mpilalaon’ny CEA, ny Mia­ramila, tamin’ity lalao fihan­tsiana ity. Raha (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Ivokolo Analakely : Hasongadina ny hira sy dihy vakodrazana
Nahazo ny anjarany ny mpanao hiragasy. Miara-dalana amin’izy ireo ihany koa ny vovonan’ny mpanao hira sy dihy (…)
[Newsmada] - 20/12/2025
Tetikasa « Zara Mira » : Vita ny famindram-pitantanana
Natao omaly ny famindram-pitantanana momba ny tetikasa « Zara Mira » teo amin’ny minisiteran’ny Mponina sy ny (…)
[Newsmada] - 20/12/2025
Fisitrahana internet : Maimaimpoana ny eny amin’ny Oniversite
Vita sonia ny alarobia teo ny fifanaraham-piarahamiasa eo amin’ny minisiteran’ny Fa­m­piroboroboana ny haitao (…)
[Newsmada] - 19/12/2025
Baolina kitra – Can 2025: Ny Faraonan’i Egypte no nahazo ny amboara be indrindra
Hitodika any Maroc avokoa ny mason’ny mpitia baolina kitra afrikanina, afaka efatra andro. Hanomboka amin’ny alahady (…)
[Newsmada] - 18/12/2025
Radisson Hotels Madagascar, Andao Company et Akany Avoko Bevalala unis autour d’un engagement solidaire et durable
En cette période de Noël, placée sous le signe du partage et de la solidarité, Radisson Hotels Madagascar réaffirme (…)
[Midi Madagasikara] - 22/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |