DAKA AN-JORONY
[Newsmada - Madagascar] - 5/01/2026
Aza atao ranotrambo ny firarian-tsoa Rehefa miandoha tahaka izao ny taona, manao be fiavy ny firarian-tsoa. Eo koa ny filazana tetikasa hatao. Misasasasa sy misosososo ary misesisesy izany kanefa aza atao ranotrambo be fiavy fa mora ritra. Tsara tokoa ny mifampirary soa fa izany no fanalahidy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Réveillon de la diaspora : De la Réunion à Montpellier, les Malgaches festoient
En tout, six soirées marquantes de la Saint-Sylvestre se tiennent en France, une à la Réunion, plus une à Mayotte et (…)
[Midi Madagasikara] - 31/12/2025
Tondradrano: fampitandremana mavo ho an’Analamanga
Ny tsiokan’ny talio, amin’ny ankapobeny, no handrafitra ny toetry ny andro saika manerana ny faritra maro eto (…)
[Newsmada] - 29/12/2025
By-Pass: mpitondra moto nofaohan’ny 4×4
Nitrangana lozam-pifamoivoizana teny By-Pass, afakomaly tolakandro. Fiara tsy mataho-dalana iray miloko fotsy (…)
[Newsmada] - 30/12/2025
Judo-“Coupe de Mada”: lohalaharana hatrany ny klioban’ny Esca
Nisongadina ny Judo club Esca, nandritra ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara natao tany Toamasina. Nandray anjara (…)
[Newsmada] - 30/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Tsy hatao eto Madagasikara indray ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja karate, sokajy Cadets, Juniors ary (…)
[Newsmada] - 3/01/2026

