Baolina kitra – CAN 2025 : Tafita ny voromaherin’i Mali sy ny lionan’i Teranga Senegal

[Newsmada - Madagascar] - 5/01/2026
Senegal sy Mali no firenena roa voalohany tafita amin’ny dingana ampahefa-dalana, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2025), taranja baolina kitra. Efa tany amin’ny fandakana ny « tirs au but », vao nivoaka ho mpandresy ry zareo Malianina nanoloana an’i Tunisie. Senegal kosa (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Rugby: nampifaly ireo mpilalaony ny Rosa club de l’Imerina
Noho ny asaramanitra, tsy nanadino ny mpilalao ao aminy ny tomponandraikitry ny fileovana Rosa club de l’Imerina III (…)
[Newsmada] - 30/12/2025
Chronique de Mickey : Whisky ou Vodka, qu’importe ils rendent ivres !
Dans les moments forts de la crise à Madagascar, une séquence est passée furtivement dans un reportage télévisé, (…)
[Midi Madagasikara] - 29/12/2025
Fifanakalozana ara-barotra : Nampidi-bola mitentina 595,2 tapitrisa dolara
Nihatsara ny sehatry ny fifanakalozana ara-barotra teo amin’i Etazonia sy i Madagasikara nandritra ny telo volana (…)
[Newsmada] - 3/01/2026
Herisetra an-tsekoly : Mety hitarika hatramin’ny famoizam-po ho an’ny ankizy
Tsy mora ny iatrehan’ny ankizy sy ny tanora ny karazana herisetra any an-tsekoly. Mety hiafara amin’ny famoi­zam-po (…)
[Newsmada] - 6/01/2026
Judo-Grand Slam de Paris : Hisolo tena an’i Madagasikara ry Laura sy Zo
Hotanterahina ny 7 sy 8 febroary izao, any Paris, ny “Grand Slam de Paris”, taranja Judo. Tsy diso anjara amin’izany (…)
[Newsmada] - 5/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |