Minisitra Vololoniaina Lucie: Hisongadina ireo asa maika sy fanarenana

[Newsmada - Madagascar] - 9/01/2026
Tao anatin’ny roa volana niasan’ny minisitry ny Fizahan­tany sy ny asa tanana, Vololoniaina Lucie, efa nazava ny soritr’asa ary efa natomboka. Nisongadina ny fanarenana ny tanàna Miami ao Toamasina ho lasa toerana hahafahana misarika ireo mpizahantany izay ahitana ampahany amin’ny hakanton’i (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Fiara nivarina tany anaty rano : Olona 3 namoy ny ainy
Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina indray tetsy amin’ny digue, akaikin’ny Apipa Amboavahy, afakomaly (…)
[Newsmada] - 10/01/2026
INDRAY MIJERY
13 ny olona namoy ny ainy vokatry ny orana nirotsaka tsy niato. Faritra efatra (kaominina 14 amin’ny distrika 13) no (…)
[Newsmada] - 9/01/2026
Parlement monocaméral : Le Sénat exclu de la prochaine session extraordinaire
Il ne reste plus que 11 jours de mandat pour les membres actuels de la Chambre haute qui prendront à leur tour l’une (…)
[Midi Madagasikara] - 7/01/2026
TARATRY ny KANTO
Ho marihina ny faha-80 taonan’i Nalisoa Ravalitera. Hisy ny velakevitra manokana hotontosain’ny Faribolana Sandratra (…)
[Newsmada] - 10/01/2026
Nécrologie du 07 janvier 2026
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 07 janvier 2026 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 7/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |