Jiu-jitsu Breziliana: Efa manomboka manomana ny “mondial” ny klioba
[Newsmada - Madagascar] - 7/01/2026
Fandaharam-potoana goavana anisan’ny miandry ny Jiu-jitsu Breziliana amin’ity taom-pikatrohana 2026 ity, ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany hatao amin’ny volana novambra. Efa manomana izany ny klioba, toy ny Checkmat, araka ny nambaran’ny Coach Pay Rasamy. Manao fanazarantena intelo (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
TARATRY ny KANTO
Mitaintaina ny tontolon’ny zavakanto… Tsy mbola fantatra mazava, ankehitriny, ny mety hafitsoky ny aretina (…)
[Newsmada] - 8/01/2026
Maternité Befelatanana: Zazavavy teraka voalohany Andrianjafy Stenny
Andrianjafy Stenny no zaza teraka voalohany ny taona 2026, tao amin’ny Maternité Befelatanana tamin’ny 1 ora sy 57 (…)
[Newsmada] - 3/01/2026
Tsipy kanetibe Analamanga: amin’ny 24 janoary ny fivoriambe
Tsy miandry ela fa miditra amin’ny asa avy hatrany ny filohan’ny ligin’Analamanga, taranja tsipy kanetibe vaovao, (…)
[Newsmada] - 31/12/2025
“Can 2025”: tafita i Egypte, Nigeria ary i Algérie
Mafana ny fifanintsanana “Can 2025”, atao any Maroc, amin’izao fotoana izao. Efa tsara toerana sy tafita hiatrika ny (…)
[Newsmada] - 30/12/2025
DAKA AN-JORONY
Aza atao ranotrambo ny firarian-tsoa Rehefa miandoha tahaka izao ny taona, manao be fiavy ny firarian-tsoa. Eo koa (…)
[Newsmada] - 5/01/2026

