SOMBIM-BAOVAO
[Newsmada - Madagascar] - 20/01/2026
Ho fantatra anio, ny filaharana vaovao an’ny Barean’i Madagasikara, amin’ny Fifa. Tsiahivina fa mety hiova tanteraka io filaharany io, noho izy ireo tsy nandray anjara tamin’ny Can teo nefa ireo laharana ao ambaniny nandray anjara tamin’izany. Anisan’ireo hiakatra laharana, ohatra, i Soudan sy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Hopitaly Ambohimiandra: Nahazo efitrano vaovao ny sampana mitsabo ny zaza
Notokanana tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny efitrano vaovao hitsaboana ny zazakely etsy amin’ny hopitalin’ny reny (…)
[Newsmada] - 17/01/2026
Fiaraha-miasa : Haverina ny zotra ana habakabaka mankany Afrika Atsimo
Maromaro ny fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy i Afrika Atsimo. Firenena voalohany (…)
[Newsmada] - 19/01/2026
Hery Rasoamaromaka : Mandat d’arrêt international contre l’ancien gouverneur d’Analamanga
Justice Un mandat d’arrêt international a été émis par la justice malgache à l’encontre de Hery Rasoamaromaka, (…)
[Midi Madagasikara] - 16/01/2026
“Antson’ny tontolo miaina” ; Fampirantiana ny fitiavana ny hazo
“Dendrophile”, entina hilazana ireo olona mpankafy ny hazo sy ny tontolony. Lohahevitra iompanan’ny fampirantiana (…)
[Newsmada] - 14/01/2026
“All Africa Music Awards” : Misongadina any amin’ny iraisam-pirenena i Denise
Reharehan’ny Malagasy maneran-tany i Denise. Mbola mitohy ny fisongadinan’ity mpanakanto ity amin’ireo hetsika (…)
[Newsmada] - 13/01/2026

