“All Africa Music Awards” : Misongadina any amin’ny iraisam-pirenena i Denise

[Newsmada - Madagascar] - 13/01/2026
Reharehan’ny Malagasy maneran-tany i Denise. Mbola mitohy ny fisongadinan’ity mpanakanto ity amin’ireo hetsika iraisam-pirenena rehetra handraisany anjara. Voafidy indray ho vehivavy mpanakanto mendrika indrindra aty Afrika Atsinanana izy. Mitohy ny lalana ho an’i Denise! Ity Malagasy mpanakanto (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Baolina kitra PFL : Lalao roa hahemotra amin’ny fotoana manaraka
Hiverina amin’ny faran’ny herinandro ho avy io, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, (…)
[Newsmada] - 7/01/2026
Mesures barrières contre le Mpox : Hausse subite des prix des masques auprès des revendeurs informels
De 200 ariary l’unité il y a encore quelques semaines, le masque a doublé de prix chez certains revendeurs (…)
[Midi Madagasikara] - 10/01/2026
Jiu-jitsu Breziliana: Efa manomboka manomana ny “mondial” ny klioba
Fandaharam-potoana goavana anisan’ny miandry ny Jiu-jitsu Breziliana amin’ity taom-pikatrohana 2026 ity, ny fiadiana (…)
[Newsmada] - 7/01/2026
Volley-Taona 2026 : Feno tanteraka ny fandaharam-potoana
Fiofanana ho an’ny mpanazatra hatao any Toamasina, no hisantarana ny taom-pilalaovana 2026, ho an’ny taranja volley (…)
[Newsmada] - 8/01/2026
Androm-pirenena ho an’ny kabary: Omen-danja ny fihavana­na sy ny fiarahamonina
Kolontsaina sady soatoavina malagasy anisan’ny miroborobo fatratra ankehitriny ny kabary. Sehatra maro no ahenoana (…)
[Newsmada] - 10/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |