JJB-Tompondakan’i Eoropa : Resy tamin’ny ady faharoa i Xavier

[Newsmada - Madagascar] - 20/01/2026
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tany Lisbonne, ny fiadiana ny tompondakan’i Eoropa, taranja Jiu-jitsu Breziliana, nandraisan-dRanarivelo Xavier anjara. Teo amin’ny ady faharoa, nanoloana an’ilay mpikatroka laharana faharoa maneran-tany, ity Malagasy mpikatroka ity no resy ka tsy afaka nanohy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Minisitra Rafaralahy Lucie : Mila manana lalam-bola samihafa
Nandritra ny famaranana ny Herinandron’ny asa sosialy tetsy Mahamasina, ny zoma teo, no niantsehatra nizara traikefa (…)
[Newsmada] - 19/01/2026
Nécrologie du 16 janvier 2026
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 16 janvier 2026 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 16/01/2026
VAOVAO TAMBATRA
Nahafa-po ny iraky ny FMI ny vokatra vitan’i Madagasikara tao anatin’ny 2 volana, momba ny sehatry ny angovo. Natao (…)
[Newsmada] - 19/01/2026
Siteny Andrianasoloniaiko : « Les députés se doivent d’être des exemples dans le respect des lois »
Le Bureau permanent de l’Assemblée nationale serre la vis. Face à l’absentéisme chronique de certains élus, le ton (…)
[Midi Madagasikara] - 16/01/2026
Baolina kitra : Niorina ny USJF Ravinala vétérans
Hiverina eny an-kianja indray ny klioba USJF Ravinala, taranja baolina kitra. Tsy hifaninana hiady ny ho (…)
[Newsmada] - 13/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |