Baolina kitra : Niorina ny USJF Ravinala vétérans
[Newsmada - Madagascar] - 13/01/2026
Hiverina eny an-kianja indray ny klioba USJF Ravinala, taranja baolina kitra. Tsy hifaninana hiady ny ho tompondakan’i Madagasikara intsony fa ireo mpilalao fahiny no hitaiza vatana ka nanangana ny sokajy zokiny “vétérans”. Ankoatra izay, hisehatra amin’ny lafiny sosialy izy ireo, hanampy ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
« Faites ce que je dis, ne faites pas ce que j’ai fait ».
La présidence de la Refondation a publié un communiqué, par le biais du nouveau directeur de la communication et non (…)
[Midi Madagasikara] - 10/01/2026
Volley-Taona 2026 : Feno tanteraka ny fandaharam-potoana
Fiofanana ho an’ny mpanazatra hatao any Toamasina, no hisantarana ny taom-pilalaovana 2026, ho an’ny taranja volley (…)
[Newsmada] - 8/01/2026
Androm-pirenena ho an’ny kabary: Omen-danja ny fihavanana sy ny fiarahamonina
Kolontsaina sady soatoavina malagasy anisan’ny miroborobo fatratra ankehitriny ny kabary. Sehatra maro no ahenoana (…)
[Newsmada] - 10/01/2026
Aretina Mpox : Am-perinasa ny COUSP ao Vakinankaratra
Nahitana tranga nendran-drajako Mpox iray ao Vakinankaratra, olona roa hafa koa ahina ho tratran’izany. Manamafy (…)
[Newsmada] - 10/01/2026
TARATRY ny KANTO
Mitaintaina ny tontolon’ny zavakanto… Tsy mbola fantatra mazava, ankehitriny, ny mety hafitsoky ny aretina (…)
[Newsmada] - 8/01/2026

