Lalao Olympika ho an’ny tanora: Manendry izay hifaninana ny CIO
[Newsmada - Madagascar] - 21/01/2026
Anisan’ny fifaninanana goavana miandry ny mpilalao, amin’ity taona 2026 ity, ny Olympika ho an’ny tanora (JOJ). Fihaonana hotanterahina any Dakar, Senegal, ny 31 oktobra ka hatramin’ny 17 novambra ho avy izao. Hafa tsy toy ny lalao Olympika ho an’ny lehibe izy ity satria tsy misy fe-potoana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Khamenei est encore bien là
Les partisans de la chute du régime des mullahs, même sans être favorables, nit au retour de la monarchie des « (…)
[Midi Madagasikara] - 19/01/2026
SOMBIM-BAOVAO
Tsy handray anjara sy hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, amin’ny taranja baolina kitra « PFL » (…)
[Newsmada] - 17/01/2026
“Can 2025” : Tafita amin’ny famaranana i Maroc sy i Sénégal
Enin-taona aty aoriana, hifandona indray i Maroc sy i Sénégal. Fifanandrinana anatin’ny famaranan’ny fiadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 16/01/2026
Orange Madagascar: Hanome fahafahana mijery Can mivantana
Hampientanentana ny fitiavam-baolina ny Orange Madagascar. Tafiditra anatin’izany ny fiadiana ny ho tompondakan’i (…)
[Newsmada] - 14/01/2026
Basikety : Nomena “Chevalier de l’ordre national” Ratafia
Nentina nomena voninahitra farany teny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina ny vata-mangatsiakan-dRakotoarivelo (…)
[Newsmada] - 15/01/2026

