Basikety : Nomena “Chevalier de l’ordre national” Ratafia

[Newsmada - Madagascar] - 15/01/2026
Nentina nomena voninahitra farany teny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina ny vata-mangatsiakan-dRakotoarivelo Edmond na Ratafia ary nomena ny mari-boninahitra “Chevalier de l’ordre national”. Noho ny zava-bitany, izay nitondra anjara biriky lehibe teo amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena, no (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Mario Prencipe – « De l’analogique au numérique »: Mihaona anaty kanto ny hosodoko fahiny sy ny teknôlôjia
Ny tena zavakanto, tsy lefin’ny vanim-potoana. Azo atao ihany koa ny mampiaraka ny tany aloha amin’ny teknôlôjia (…)
[Newsmada] - 6/01/2026
Aretina Mpox : Am-perinasa ny COUSP ao Vakinankaratra
Nahitana tranga nendran-drajako Mpox iray ao Vaki­nan­karatra, olona roa hafa koa ahina ho tratran’izany. Mana­mafy (…)
[Newsmada] - 10/01/2026
Minisitra Vololoniaina Lucie: Hisongadina ireo asa maika sy fanarenana
Tao anatin’ny roa volana niasan’ny minisitry ny Fizahan­tany sy ny asa tanana, Vololoniaina Lucie, efa nazava ny (…)
[Newsmada] - 9/01/2026
Justice sous tension : L’Ordre des avocats défend l’indépendance de la profession
Dans un contexte politique électrique, marqué par des poursuites judiciaires visant plusieurs figures politiques et (…)
[Midi Madagasikara] - 14/01/2026
Bazary kely Toamasina : Tovolahy iray nendahan’ireo 4mi, nodorana ny tanany…
Zavatra nitranga ny fetin’ny krismasy ny 24 desambra no nitranga ny fanendahana ity tovolahytaona faha-04 amin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 7/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |