Tale jeneraly Spat : Fitantanana atokisan’ny mpiara-miombon’antoka
[Newsmada - Madagascar] - 22/01/2026
Tontosa ny 21 janoary teo, tao amin’ny Port Academy Center Toamasina, ny famindram-pitantanana, hisahana ny orinasa misahana ny Seranan-tsambon’i Toamasina (Spat). Nitarika ny fotoana ny minisitry ny Fitaterana (MTM), Raharisone Jean Crescent. Tale jeneraly vaovao hitantana ny Spat (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Analamanga : Zana-kazo 3 500 fototra nambolena tany Ankazobe
Notontosaina ny 15 janoary teo ny fambolen-kazo nokarakarain’ny fitantanam-paritry ny Tontolo iainana sy ny (…)
[Newsmada] - 19/01/2026
Taona 2026 – SBG: Hosantarina amin’ny « Asaramanitra bagasy »
Mitohy ny ezaka efa natao ho fampiroboroboana ny bagasy. Fantatra fa ny sabotsy 7 febroary izao, manomboka amin’ny (…)
[Newsmada] - 23/01/2026
Ankadindravola Ivato : Lehilahy nisandoka ho miaramila voasambotra
Tranomaizina iray ka hatramin’ny dimy taona, miampy lamandy tafakatra hatrany amin’ny sivy tapitrisa ariary no (…)
[Midi Madagasikara] - 19/01/2026
Filaharan’ny Fifa : Tafakatra laharana faha-104 i Madagasikara
Nivoaka afakomaly, tao amin’ny tambajotran-tseraseran’ny Federasionina iraisam-pirenena ho an’ny baolina kitra, ny (…)
[Newsmada] - 21/01/2026
“Antson’ny tontolo miaina” ; Fampirantiana ny fitiavana ny hazo
“Dendrophile”, entina hilazana ireo olona mpankafy ny hazo sy ny tontolony. Lohahevitra iompanan’ny fampirantiana (…)
[Newsmada] - 14/01/2026

