Analamanga : Zana-kazo 3 500 fototra nambolena tany Ankazobe

[Newsmada - Madagascar] - 19/01/2026
Notontosaina ny 15 janoary teo ny fambolen-kazo nokarakarain’ny fitantanam-paritry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Dredd) Analamanga. Teny amin’ny kaominina Ambohi­tromby, distrika Ankazobe, no nanatanterahana izany. Miisa 3 500 ny zana-kazo novolena tamin’ny velarantany 3 ha. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Tsarasaotra : Un mort dans la sortie de route d’une voiture
Un grave accident de la circulation s’est produit dans la soirée du vendredi 17 janvier 2026, aux alentours de 20 (…)
[Midi Madagasikara] - 19/01/2026
Manasa-dalan’ny Can 2025 : Nigeria sy Maroc, Senegal sy Egypte
Fantatra ny faran’ny herinandro teo, ny anaran’ireo firenena efatra tafita any amin’ny dingan’ny manasa-dalan’ny (…)
[Newsmada] - 12/01/2026
INDRAY MIJERY
Ho an’ireo olona manana ahiahy amin’ny mety ho voan’ny Mpox, misy ny fizahana fahasalamana mialoha eny anivon’ny (…)
[Newsmada] - 16/01/2026
Basikety : Nomena “Chevalier de l’ordre national” Ratafia
Nentina nomena voninahitra farany teny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina ny vata-mangatsiakan-dRakotoarivelo (…)
[Newsmada] - 15/01/2026
Fiara nivarina tany anaty rano : Olona 3 namoy ny ainy
Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina indray tetsy amin’ny digue, akaikin’ny Apipa Amboavahy, afakomaly (…)
[Newsmada] - 10/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |