Asa fanaovan-gazety : Natsangana ny komity hisolo ny OJM

[Newsmada - Madagascar] - 24/01/2026
Natsangana, omaly, ny komity vonjimaika hi­solo toerana ny Hola­fitry ny mpanao gazety (CTOJM), taorian’ny nahataperan’ny fe-potoam-piasan’ireo birao. Na­joro izany hialana amin’ny fahabangan-toerana. Miisa 18 ireo fikambanana mpanao gazety nivory nanapaka izany. Hiantoka ny hitohizan’ny asa ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Fampianarana: Hiova indray ireo datim-panadinam-panjakana
Hivoaka amin’ity herinandro ity ny tetiandrom-pampianarana vaovao nasiam-panitsiana. Iarahan’ny minisitera maromaro (…)
[Newsmada] - 19/01/2026
Anjanahary : Raikitra ny halatra kaonteran-drano
Tsy mihoatra ny iray minitra ny hangalan’ireo olon-dratsy izany. Mandeha tsiroaroa izy ireo ka ny iray miditra ao (…)
[Midi Madagasikara] - 23/01/2026
Profesora Zaranaina Fanomezantsoa Christian: Virus niforona teto Madagasikara ilay Mpox miseho eto amintsika
Nitafa tamin’ny profesora Zaranaina Fanomezantsoa Christian momba ny valanaretina Mpox ny Taratra ka nambarany fa (…)
[Newsmada] - 17/01/2026
Fikarakarana fampisehoana: Manolo-tanana ny Synops ny minisitera
Fifankalozan-kevitra eo amin’ny raiamandreny sy zanaka. Izay no nitondrana ny dinidinika teo amin’ny biraon’ny (…)
[Newsmada] - 23/01/2026
Secteur aérien : Air Madagascar et Madagascar Airlines démentent les allégations de vente d’actifs
Il n’y a pas eu de vente illicite de pièces, d’équipements ou de bâtiments appartenant à Air Madagascar. Dans un (…)
[Midi Madagasikara] - 16/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |