Kolontsaina sy zavakanto: Mbola vitsy ireo sahy mamatsy tetikasa

[Newsmada - Madagascar] - 29/01/2026
Hatramin’izao, mbola ny tontolon’ny hira ihany no ma­hi­ta hirika. Manome na mampiasa vola hanatanterahina ny famerenan-kira sy ny fiakarana an-tsehatra ny mpandraharaha, rehefa avy nanao kajy fa ho voaverina ny volany. Ha­hazo tombony izy. Tsy ny hira irery, anefa, no zavakanto. Ani­san’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Itaosy : Mpangalatra tanaty magazay azo sary, voasambotra
10 volana taty aoriana, tratra ihany Ingahy ! Omaly, namphafantatra ny zandary avy eo anivon’ny tobim-paritra Itaosy (…)
[Midi Madagasikara] - 28/01/2026
Pancrace-2026 : Hiditra amin’ny “Combat de défi” faha-6
Nomarihina tamin’ny fiarahana mikorana teny amin’ny Cemes Betongolo, ny sabotsy lasa teo, ny fanombohana ny (…)
[Newsmada] - 27/01/2026
Nécrologie du 26 janvier 2026
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 26 janvier 2026 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 26/01/2026
Université Anjombakilala d’Androy : Le Dr Jonary Tolérant opère une modernisation historique
L’image d’une université isolée aux effectifs réduits appartient désormais au passé. Depuis octobre dernier, un vent (…)
[Midi Madagasikara] - 29/01/2026
Volley – 50 taona : Nifanotrona tamin-dRaharima­lala Léa ny mpitia ny taranja
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny famaranana ny jobily faha-50 taona (…)
[Newsmada] - 26/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |