Ampitatafika : Hotolorana vary ny traboina sy ny sahirana

[Newsmada - Madagascar] - 3/02/2026
Toerana iray anisan’ny misedra olana amin’ny fiakaran’ny rano ny manamorona iny reniranon’i Sisaony iny. « Tafakatra any an-trano ambany rihana sy ny tokotany ary ny faritry ny toeram-pivoahana mihitsy ny rano », hoy ireo olona monina eny Anja­namaitso, fokontany Ampita­tafika Vaovao. Efa (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Moramanga : Vaky ny fonja, gadra 14 tafatsoaka
Nanararaotra ny ora-mikija nentin’ilay rivo-doza ve ? Fantatra fa vaky omaly ny fonja ao Moramanga, araka ny vaovao (…)
[Midi Madagasikara] - 2/02/2026
Jiu-jitsu – Fédération : Ultime saison ambitieuse pour Johary Rakotozafy
La Fédération malgache de jiu-jitsu (FMJJ) a tenu ce week-end sa troisième assemblée générale ordinaire à Ivandry. (…)
[Midi Madagasikara] - 3/02/2026
Nécrologie du 31 janvier 2026
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 31 janvier 2026 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 31/01/2026
Imerintsiatosika : Mirongatra ny vaky fasana
Tao anatin’ny iray volana dia efa nisy telo ny tranga vaky fasana tany amin’iny faritra Imerintsiatosika iny, (…)
[Midi Madagasikara] - 30/01/2026
Kolontsaina sy zavakanto: Mbola vitsy ireo sahy mamatsy tetikasa
Hatramin’izao, mbola ny tontolon’ny hira ihany no ma­hi­ta hirika. Manome na mampiasa vola hanatanterahina ny (…)
[Newsmada] - 29/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |