Antanambao-Tsararano : Zandary iray sy olon-tsotra roa voatifitra nandritra ny fifandonana tamin’ireo dahalo

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 7/02/2026
Nitatatata tsy nisy nifandrenesana ny feom-basy nandritra ny fifandonana teo amin’ireo mpitandro ny filaminana niampy vatan-dehilahy, ary ireo jiolahy tsy mataho-tody, raha ny fampitam-baovao voaray avy any amin’ny fokontanin’Antanambao, any amin’ny kaominina ambanivohitra Tsararano, ato (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Barea : Fin de contrat, le sort de Corentin Martins entre les mains du ministère
Le contrat du technicien français Corentin Martins, arrivé à échéance fin janvier, continue de susciter des (…)
[Midi Madagasikara] - 2/02/2026
Cuisson propre : 97 % des ménages au charbon, 200 000 ha de forêts perdus chaque an
Madagascar veut tourner la page du charbon. La promotion des énergies propres s’impose désormais comme une priorité (…)
[Midi Madagasikara] - 31/01/2026
Election présidentielle : Le Colonel Michaël Randrianirina en précampagne
Dans son discours, le PRRM a lancé une pique à l’endroit de ses détracteurs en demandant à ses prédécesseurs, en (…)
[Midi Madagasikara] - 3/02/2026
Tambajotrana asa tsy ara-dalàna : Maro ireo Malagasy voatazona atsy Maorisy
Mametraka ho vaindohan-draharaha manoloana ny fama­rinan’olona sy ny fijerena manokana ireo mpifindra monina (…)
[Newsmada] - 7/02/2026
Ambatomaro : Feon’ny « echappement moto » noheverina ho poa-basy nirefodrefotra
Amin’ny sivy ora sy sasany alina. Na dia efa somary mangina aza ny lalam-be ary efa any an-tokantranony avy any ny (…)
[Midi Madagasikara] - 6/02/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |