Ambohimangakely : « Sarimbavy » nampianatra nanolana lehilahy, nadoboka eny Tsiafahy

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 24/12/2024
Bandikely 16 taona teto ny mpianatra ary zazalahikely vao efa-taona monja no nataony lasibatra. Rehefa natao ny famotorana dia nilaza iry voalohany fa lehilahy sarimbavy 18 taona no nampianatra azy ny hiray amin’ny lehilahy ary nampianatra azy hanolana ihany koa. Niara-nosamborina ireto farany (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

VAOVAO TAMBATRA
Tanterahina mandritra ny roa andro, any Casablanca Maroc, ny “African Leadership Persons of the Year Awards (POTY (…)
[Newsmada] - 22/02/2025
Tanamasoandro, Autoroute, Base Toliara : Le régime confronté à différents foyers de tension
Alors que la tension est retombée sur le plan politique, les grognes sociales prennent le régime en tenaille. (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
Badminton – « Afrique 2025 » : Fandresena roa sy faharesena iray azon’i Lalaina
Tontosa tany Douala Cameroun, ny alahady lasa teo, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja badminton, sokajy (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
Maevatanàna : Fiara kamiao iray no nilatsaka tao ambanin’ny tetezan’Androtra
Nisehoana lozam-pifamoivoizana indray teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, izany hoe: fiara kamiao iray avy (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
Manerinerina : Mpivady mpitarika fivavahana karohina
Fanararaotana ara-nofo amin’ny zaza amam-behivavy. Ireo no tena antony nahatonga ny olana. Mpitondra fivavahana ary (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |